|
|
|
|

Teny iditra1  teniko fe lehibe
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  it is my order, I am the boss [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  c'est mon ordre, je suis le chef [1.8]
Tovy hevitra  6  didiko fe lehibe, teniko fe-andriana
Singan-teny  7  teny, fe, lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20